Olon-Tsambatra
Tamin'ny sabotsy faha-17 janoary lasa teo dia
nasain'ny Papa Benoa faha-16 navoaka ho didy ny fankatoavana
trangam-pahasitranana tsy voazavan'ny siansa, ka ekena ho "fahagagana".
Misy dimy izy ireo ka anisan'izany ny fahasitranana tanteraka noho ny
vavaka natao miaraka amin'i C.F Raphaël-Louis Rafiringa.
Raha nandray ny taratasy fanendrena an'Atoa Narisoa Rajaonarivony, ho
masoivohon'i Madagasikara any Vatikana, ny Ray Masina ny 18 nôvambra
2008 lasa teo, dia efa natsidiny sahady fa mandroso dia mandroso ny
fotoana hanambaran'ny Fiangonana fa "Olontsambatra i Cher Frère
Raphaël-Louis Rafiringa". Ka hoy indrindray ny Ray Masina tamin'izany :
"Manana olona mamaritra tamin'ny fitiava-namana sy fitiavana an'i
Madagasikara ny Fiangonana, tsongaiko manokana amin'izany ny
Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo sy ny Mpanompon'Andriamanitra Cher
Frère Raphaël-Louis Rafiringa, izay efa mandroso ny fanadihadiana
ahafahana manambara azy ho eo amin'ny laharan'ny Olontsambatra.
Mino aho, hoy ny Papa, fa ny taranaka aty aoriana dia
handray azy ireo ho loharano tovozin-tsy ritra azo arahina sy
alain-tahaka amin'ny oha-piainana nasehony".
Mpandresy ny habadoana
Raha
ny amin'i Cher Frère Raphaël-Louis Rafiringa manokana dia betsaka ireo
ezaka efa natao mba hampahafantarana ny momba azy. Maro ihany koa ireo
toetra sy asa ary hatsaram-panahy nampiavaka sy nahalalana azy, fa iray
amin'ireny no asongadina etoana. Relijiozy tao amin'ny fikambanana "Freres des écoles
chrétiennes " izy. Asa fanabeazana sy fampianarana ny ankizy sy ny
tanora no nikelezany aina, nahomby sy mamiratra tamin'izany izy satria
ankoatra ny faharanitan-tsaina, izay efa fanomezam-pahasoavana manokana
ho azy, dia tsy nitandro hasasarana sy nandà tena fatratra izy nanabe
sy nampianatra ny Malagasy mba ho olom-banona. Dia tena zanak'i
Md.Joany Batista de la Salle tokoa, "ilay mpandresy ny habadoana izay
mahavery ny fanahy". "Ny anaran-dray, hono, tsy enti-miondrika".Mijoroa àry
isika, mitrakà ho fanilo manazava ny iray tanindrazana amintsika izay
mitady hoverin'ny habadoana izay misisika sy mahazo faka eo amin'ny
sehatra rehetra eto amin'ny firenentsika. Nangonin'i i-Besorongola
Comments:
1. Joseph Vincent Atanacio
RELIC REQUEST
Blessed day!
I am Joseph Vincent Atanacio of Antipolo City, Philippines.
I would like to ask your kind office for some 2nd or 3rd Class relics of Bd. Raphaël-Louis Rafiringa (pieces of cloth touched to the saint's relics would do or some relic cards / devotional items) that I could share with my friends in a Catholic lay group for single men.
It is my dream to visit Marian and Holy shrines but due to monetary constraints, I am unable to do so.
We will really appreciate any relics you could share with us. These would be helpful in our faith and spiritual growth.
Hoping for your generosity.
Thank you and God bless.
Yours to Jesus, through Mary,
Joseph Vincent A. Atanacio
330 Gardenia St.,
Greenheights Newtown - 1,
Mayamot, Antipolo City,
Rizal PHILIPPINES 1820
mediatrixofallgrace@gmail.com
2. Joseph Vincent Atanacio

3. don Ruggiero Lattanzio
Hello,
I am don Ruggiero Lattanzio, a deacon, but a will be ordained in the priesthood very soon.
I would ask, if possible, some little picture of Blessed Raphaël-Louis Rafiringa, whose biography I was very fascinated. The Church needs today - more than ever - charismatic figures like this!
Thanks
don Ruggiero Lattanzio
Corso Vittorio Emanuele, 216
76121 - Barletta
4. Ruggiero Lattanzio

ITALY